|
|
|
|

Entry (1/3) 1  hofana
Root  2 hofa
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Antsoina amin' ny kopa-damba, na tanana na zavatra hafa: Hofay lamba izy fa tsy reny izany
9 Sivanina amin' ny sahafa: Hofao tsara ny vary, rankizy [1.1]
Other spellings  10 hofaina

Entry (2/3) 11  hofana
Root  12 hofa
Part of speech  13  passive verb
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Explanations in Malagasy  18 Raisina hipetrahana ka andoavana hofany: Hofan-dRakoto mpanao kiraro ny tranon-dRabeao atsimonay [1.1]
Explanations in English  19 to be rented from someone [1.7]
Explanations in French  20 qu'on loue de quelqu'un [1.8]

Entry (3/3) 21  hofaña
Part of speech  22  noun
Explanations in Malagasy  23 [Tanala] kankana mena monina amin'ny tany mandomando [1.78]
Vocabulary  24  Zoology: invertebrates

Anagrams  25 fahano, 26 fanaho, 27 fanoha, 28 hafona, hofaña, hofana

Updated on 2026/08/15