Entry | 1 hodibalaza |
Elementary words | 2 hoditra, balaza |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fono na saron' ny balaza, izany hoe ilay sosony voalohany amin' ny hoditra etỳ ivelany mandrakotra ny balaza; manify izy io ary moramihofakofaka, nefa mora maniry koa [1.1] 5 (hodi-balaza) hoditra ivelany manify mora miepaka [1.13] |
Explanations in French |
6 pellicule, peau, écorce [1.13] |
Synonyms | 7 hodibalazana |
Updated on 2024/08/13 |