Entry hodahoda
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fikodedehana raha miteny; fiakanakana namahatonga tsy hahatonona tsara izay lazaina, na fiboredehana mahatonga hiteny an-kisesy sarotraraisina. [1.1]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2022/06/29