Entry | 1 hitsahina |
Root | 2 hitsaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Hosena amin' ny tongotra: Aza hitsahinao re ny lambako 5 Atao tsinontsinona, zimbaina, fotsifotsina: Dia sahiny nohitsahina ve ny tenin-dray aman-dreny [1.1] |
Explanations in English |
6 to be stepped or trampled on [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on foule aux pieds [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word hitsahina |
Anagrams | 14 hatsihina, hitsahina |
Updated on 2023/08/11 |