| Entry | 1 hirangirana |
| Root | 2 hirana |
| Part of speech | 3 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana
9 Hirika na loaka idiran' ny fahazavana 10 Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra. [1.1] |
| Explanations in English |
11 a glimmer of light
[1.7] |
| Explanations in French |
12 rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté
[1.8] |
| Examples |
13 Ho rakotra azy ny tany, tsy ho hita hirangirana ny tany;
[2.996#]
|
| Synonyms | 14 hirana |
| Combinations | 15 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word hirangirana |
| Anagrams | 16 haringarina, hirangirana |
| Updated on 2026/04/22 |
|