Entry hikapa hahita ny tonony, handidy hahita ny vaniny
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Firariana atao olona mba hahombiazany tanteraka amin' izay ataony [1.1]
Elementary words mikapa, mahita, ny, tonona, mandidy, vany

Updated on 2023/01/01