|
|
|
|

Entry1  hetsehina (hetsika)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Ovana toerana: Aza hetsehina ity latabatra ity
4  Ahevingevina: Hetsehin' ny rivotra ny ravinkazo
5  Resahina, apoaka indray: Nohetsehin' ny mpivory sasany ny raharaha momba ny vary [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Proverbs  10  Proverbs containing the word hetsehina

Updated on 2023/01/05