|
|
|
|

Entry1  herin-tsandry
Elementary words  2  hery, sandry
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  asa, zavatra nataon'ny tena, tsy niarahana tamin' olona [Betsimisaraka] [1.78]
5  tanjaky ny sandry; tanjaka; izay azo tamin' ny asa [1.1]
Compound words 

Updated on 2023/10/12