|
|
|
|

Entry 1  hentitra
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  13 Tapaka tsy misy romoromo mitazona azy intsony; enti-milaza teny hanambarana fahatapahan-kevitra tsy miova intsony: Tapaho ataovy hentitra tsara ny resaka [1.1]
Explanations in English  14 sharply cut off; definite, clear. [1.7]
Explanations in French  15 CoupĂ©, rompu net [1.3]
16 rompu net; nettement décidé ou exprimé . [1.8]
Examples  17  hoy aho hentitra dia hentitra. [2.4#107]
18  Tsy nisy valin-teny hentitra avy taminy. [2.356#195]
19  Nony voa hentitra dia alefa ilay basy ray vava. [2.48#81]
20  Raha tsy misy fepetra hentitra dia hitatra hatrany ity fanimbana ala ity. [2.445#63]
Combinations  21  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word hentitra

Updated on 2026/04/19