Entry hazolahy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] Lanonam-paty [1.78]
Explanations in French  [Taisaka] Fêtes mortuaires [1.82]
 Fête funéraire [1.13]
Vocabulary 

Entry hazolahy
Elementary words hazo ; lahy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] Karazan'amponga (amponga tapaka ) [1.78]
  [Taisaka, Tanosy] Amponga [1.78]
 Amponga fampiasa amin' ny lanonan-dehibe, na alohan' ny kabarin' ny manam-pahefana. Tsy mahazo mikasika azy ny vehivavy fahiny teo amin' ny Ntaolo; fady amin' ny sambatra na hiram-pivavahana na lanonana fangataham-pitahiana ho an' ny tafika ny mampiasa ny hazolahy [1.1]
  [Betsileo] Laona tonta efa gorobaka ka tampenana hoditra ny tendrony roa ary misy tady fanenjanana ny hoditra manodidina ny vatany velezina toy ny amponga [1.1]
Explanations in English A tall drum beaten at one end only, the performer standing up. See amponga, hatrotrobe. [1.2]
 A drum [1.7]
Explanations in French Tambour fait avec un tronc d'arbre creusé [1.3]
  [Taisaka] Tambour (tam-tam) servant dans les cérémonies [1.82]
 Tambour [1.8]
 Grand tambour que l'on battait pour le rassemblement des guerriers [1.196]
 Tam-tam [1.13]
Vocabulary 
Hypernym zavamaneno
Co-hyponyms adabo, ambio, ambioka, amponga, ampongabe, ampongantaolo, ampongavilany, anakidory, angaroa, angorodao, angorodaovava, anjomara, anjombona, antsiva, antsodiny, antsoly, armonia, atranatra, atranatrana, bakora, barakoma, belahara, belela, bengilahy, bezoma, bingona, bingy, dedeboka, detra, diapazona, doka, dombolo, doribe, dory, dretra, farara, fararantsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, garadoboky, gitara, gorodo, harpa, hatrotrobe, jazy, jejelava, jejevoatavo, jejilava, jejy, jejyvoatavo, jenjy, jinjilava, jy, kabaosa, kabaosy, kabiro, kabiry, kabosa, kabosy, kahamba, kahiamba, kiatsody, kidedra, kilakila, kilangay, kilarinety, kilerao, kiloloka, kipantsona, kitrivo, korintsana, kotra, kovabe, lakolosy, langoroana, langoroany, langorony, lokanga, lokangahisatra, lokangambazaha, lokangavava, lokangavoatavo, makasa, manandria, manandrialahy, manandriavavy, maromaso, marovany, morarava, nlapa, nlapabe, organa, piano, pirango, piripity, pisto, pitikilangy, pitsofaoro, raloba, rimorimo, rondro, sarinety, silingary, silongary, sobaba, sodina, takoritsoka, tambovo, taralila, tary, trompetra, trotrobe, tsikadraha, tsirivo, tsotsoka, valiha, valihajihyvy, valihamarovany, valihatoryfolo, valihatorytenany, valihatsimihety, valihavata, valihavero, zezo
Analogs  amponga ~ detra ~ langoroany

Entry hazolahy
Elementary words hazo ; lahy
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsimisaraka, Bezanozano] (« bois mâle », à ne pas confondre avec hazo-lahy, hazo). Carissa madagascariensis Thouars et Carissa edulis var. microphylla Pichon.(Apocynaceae) Petits arbres à bois dur, très dense, d'un beau rouge orangé, utilisé en tabletterie et marqueterie. Fruits comestibles. On donne ce nom à Cabucala striolata Pichon, également de la famille des Apocynaceae mais dont le fruit n'est pas comestible. Cette dernière espèce est riche en alcaloïdes alors que les deux premières n'en renferment pas. [1.196]
Scientific name Carissa edulis var. microphylla, Carissa madagascariensis
Vocabulary 

Updated on 2023/03/19