Entry | 1 havaloana |
Root | 2 valo |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Vocabulary |
4 Time |
Explanations in Malagasy |
5 Mandritra ny valo andro: Vitsy no maharitra tsy mihinana havaloana 6 Halavam-potoana valo andro: Vao fito andro izay ka nahoana no tonga sahady ianao? Tsy andriko intsony ny havaloana ko [1.1] |
Explanations in English |
7 in eight days 8 the eighth day [1.2] |
Explanations in French |
9 huit jours [1.3] |
Anagrams | 10 halavoana, havaloana, havoanala, vahaolana, voahalana |
Updated on 2023/01/20 |