|
|
|
|

Entry1  hatina
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Health
Explanations in Malagasy  4  Aretin-koditra mora mifindra miteraka ferifery, avy amin' ny bibikely (renihatina) tsy hita afa-tsy amin' ny mikraosikaopy, mahatonga hidihidy lozantany, ary amin' ny elakelaky ny rantsantanana sy tongotra no iandohany, dia manerana ny tena manontolo, raha tsy voatsabo. (Ny hatina dia fantatra amin' ny faritany samihafa amin' ny anarana maro toy ny hoe: keligadra, kia, lavahaotra) [1.1]
Explanations in English  5  scabies [1.2, 1.7]
6  the itch [1.2]
Explanations in French  7  gale [1.54, 1.8]
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs  10  Proverbs containing the word hatina

Anagrams  11  hatina, tahina, tihana, tinaha

Updated on 2020/07/31