|
|
|
|

Entry1  hasoavina
Root  2  soa
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Atao tonga soa kokoa:Hohasoavin' ny fanjakana hono ny lalana mankany amintsika amin' ny herintaona
5  Asiana soa: Nohasoavinao ny zanako tamin' ny fampianarana nomenao azy
6  Tahina: Hohasoavin' ny Tompo anie ianao [1.1]
Explanations in English  7  see soa. [1.2]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  anasaviho, anasavohy, hasavoany, hasivanao, hasoavina, havosaina, hiavosana, hisavanao, hisavoana, hivoasana, hosavanay, savohanay, voahasina

Updated on 2023/01/20