|
|
|
|

Entry1  hasahiana
Root  2  sahy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Tsy fahatahorana mahatonga hisetra loza na zava-tsarotra [1.1]
Explanations in French  5  courage, audace, hardiesse [1.3#558]
Examples  6  Eny, hasahiana, fa henoy re, aloha, ny manaraka e. [2.270]
7  Nentin' ny hasahiana anefa ilay Rangahy iray, ka niverenany nalaina ny langilanginy, kanjo. [2.895]
Morphology 
8  Simple :
9  Prefixed :
Synonyms  10  fahasahiana

Anagrams  11  hasahiana, hasiahana

Updated on 2023/01/20