|
|
|
|

Entry1  harivariva (hariva)
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  duplicatif [1.3]
Examples  4  Tsy tafaverina Ilaimanga raha tsy efa harivariva ny andro. [2.324]
5  harivarivan' ny alatsinainy, fiandohan' ny herinandro tamin' izay. [2.470]
6  harivariva tokony ho tamin' ny efatra izahay no nahatsinjo indray ny seranan' i Toamasina, nandalo an' Anosy-Alanana misy ny fanilon-tsambo goavambe. [2.471]
Compound words 
Proverbs  8  Proverbs containing the word harivariva

Updated on 2023/01/20