Entry hararaotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fery vao mainka mihalehibe: Manao hararaotra ilay tanako naratra [1.1]
Explanations in English Ulceration [1.2]
Explanations in French Panaris [1.54]
Vocabulary 
Derivatives 
 
Compound words 

Entry hararaotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanampiana trotraka, famelezana ny efa voa. Famonjena hanao zavatra haingana noho ny fahatahorana sao tsy misy hahazoana manao azy intsony [1.1]
Explanations in English Aggravation, following up, taking the opportunity of adding. [1.2]

Updated on 2023/08/11