|
|
|
|

Entry hao
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Bibikely tsy misy elatra, maintimainty, mivelona amin' ny biby lehibe izay tsentsefiny ny rany ka mahatsiaro ho mangidihidy. Amin' ny olombelona dia ao anatin' ny volon-doha indrindra no mivelona ny hao; atao hoe haofotsy izy raha eran' ny vatana no misy azy [1.1]
 Katsentsitra mivelona amin'ny biby mampinono [1.13]
Explanations in English A louse, a tick. [1.2]
 A louse [1.7]
Explanations in French Pou [1.8, 1.13, 1.82]
Examples Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila. [2.528]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : hao, haoko, haonao, haony, haontsika, haonay, haonareo, haon', haon-, haom-
Prefixed : -kao, -kaoko, -kaonao, -kaony, -kaontsika, -kaonay, -kaonareo, -kaon', -kaon-, -kaom-
Article 

Entry hao
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Eny [1.78]
Explanations in French  [Taisaka] Oui [1.82]

Updated on 2023/06/12