Entry hantahanta (hanta)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Angolangola na fihetsika somary amboamboarina raha mangata-javatra noho ny fitokiana fitiavana; fiangaviana na fitarainana hahazoana zavatra na hahazoana manao ny sitraky ny fo noho ny fitokiana fitiavana; fanaovana angolangola hahazoana tombom-pitia: Tokony ho voafefin' ny fanajana mandrakariva ny hantahanton' ny ankizy. [1.1]
Explanations in French [duplicatif fréquentatif] [1.3]
Examples 
1Mahatsiaro ny hantahanta fanaoko, ry zareo; [2.285]
2Andry koa re ka lavo, hantahanta aiza intsony! [1.244]
3Nekeko io hantahanta keliny io satria izy koa no mba tiako hifidy izay sora-damba ho ahy. [2.643]
Derivatives 
Synonyms hanta

Updated on 2023/01/20