|
|
|
|

Entry1  haninkotrana
Elementary words  2  hanina, kotrana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  entina milaza ireo hanina toy ny mangahazo, vomanga, saonjo, sns. ivelan' ny vary izay foto-tsakafo [1.1]
Explanations in English  5  inferior food other than rice [1.7]
Explanations in French  6  nourriture grossière, autre que le riz [1.8]
Examples  7  Tsy nisy vokatra niakatra na vary na haninkotrana. [2.508#]
8  Mitsiratsiraka tokoa ilay haninkotrana manoloana azy rehetra. [2.470#]
Synonyms  9  hanimainty
Proverbs  10  Proverbs containing the word haninkotrana

Updated on 2023/05/20