Entry hanemboke
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sakalava] Hanina na sakafo aterin 'ny lahy na ny vavy ho an'ny vadiny mba ho tsentsin-keloka nataony [1.78]

Updated on 2020/07/31