|
|
|
|

Entry1  hamarinina (marina)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Atao izay hahamarina azy: Hamarinina aloha ny tany vao manorina trano
4  Fotopotorana ny fahamarinany: Hamarino kely ny famerim-bola nomeko anao [1.1]
Explanations in French  5  qu'on prouve [1.3, 1.107]
6  qu'on vérifie [1.3, 1.5]
7  qu'on met d'aplomb, de niveau, qu'on redresse, qu'on corrige, qu'on justifie [1.3]
Examples  8  Tsy azonareo hamarinina izay lazainareo (Vous ne pouvez pas prouver ce que vous dites) [1.3]
9  hamarinin’ Andriamanitra izay manompo Azy (Dieu justifie ceux qui le servent) [1.3]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Updated on 2023/01/20