|
|
|
|

Entry 1  hamaivanina
Root  2 maivana
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao tonga maivamaivana kokoa: Nohamaivaniny ny entako fa hitany sahirana ery aho
9 Ahena, hakelezina: Mbola vaovao aho ka nohamaivaniny ny raharahako
10 Heverina ho tsy misy lanjany firy: Toa hamaivaninao re izany hadisoanao izany, Rakoto [1.1]
Explanations in English  11 to be made light of; to be lightened [1.7]
Explanations in French  12 qu'on rend léger; qu'on diminue; dont on ne fait pas grand cas [1.8]

Updated on 2026/04/19