Entry (1/2) | 1 halavaina |
Root | 2 lava |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao tonga lavalava kokoa, tovanana: Halavao ny akanjonao fa fohy dia fohy loatra 5 Tohizina: Nohalavaina ny arabe mankany Ananona 6 Atao maharitraritra kokoa: Tsy ho azo halavaina intsony ny fetr' andro handoavanao ity trosa [1.1] |
Explanations in English |
7 to be made long or longer [1.2] 8 to be lengthened, to be extended [1.7] |
Explanations in French |
9 qu'on allonge, qu'on prolonge [1.8] |
Examples |
10 Mazàna no halavaina ny fifampiarahabana, mba hifanontaniana ny fahasalamana, ets. [1.38] 11 marina izany fa veloma ianao, koa nefa na hendry sy mahalala aza izahay, ny tenin'i Tompokovavy, raha fohy tsy azo halavaina ary raha lava tsy azo hafohizina [2.366#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 16 Halavaina |
Elementary words | 17 lava |
Part of speech | 18 name (toponym) |
Vocabulary |
19 Geography: towns |
Tables and plates |
20 Full list |
Anagrams | 21 Halavaina, halavaina, Halavaina, halavaina |
Updated on 2023/02/14 |