|
|
|
|

Entry 1  halalahina
Root  2 lalaka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Itarina ny sakany, ny velarany: Nohalalahina ny lalana mankany Ambatolaona
9 Halehibiazina: Halalaho ny tranonao famitombo isan-taona ireto ny ankizy
10 Atao be elanelany: Halalaho ireo dabilio ireo fa tsy misy handehanana
11 Ketrahina, atao malefadefaka: Tsy azo halalahina ny lalàna [1.1]
Explanations in English  12 to be made roomy, to be widened [1.2]

Updated on 2026/04/19