Entry halaky (laky)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Malaky amin' ny endrika milaza ny ho avy [1.1]
Explanations in French Vitesse, rapidité, célérité [1.13]
Examples Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity, fa ny tany mosarena azy dia fonenan' olona mbola akaiky loatra ny fiainam-biby, mifanenjika sy mifampihinana. [2.285]
Synonyms hafaingana
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/07/25