Entry |
haka
(aka)
|
Part of speech | morphological form of maka
|
Examples | Aoka aho haka rivotra kely.
[2.528]
|
Compound words |
|
|
Entry |
haka
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Fotsy botsiaka, maina [1.1]
|
Explanations in English | [1.2]
|
Explanations in French | Clair, sec [1.3]
|
Derivatives |
|
Entry |
haka
|
Part of speech | noun or adjective
|
Explanations in Malagasy | Sakaiza: Tonga ilay haka Fatratra, mahay, kinga: Hakavavy amin' ny fihaingoana Ramatoa iny / Manao azy ho haka loatra ranamana iny Feno sesika: Tonga haka ny takoribabon' ny akoho [1.1]
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
haka
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in English | [Provincial]
Low, as applied to the sea [1.2]
|
Vocabulary |
|
Entry |
haka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsileo, Taisaka]
Kankana [1.78]
|
Vocabulary |
|
Entry |
haka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
Rahoka [1.78]
|
|
Entry |
haka
|
Part of speech | interjection
|
Explanations in Malagasy | [Betsileo]
Odrey, dre!: Haka! Tsa mba mieñy i leke valaka (Dre, tsy mba mijanona izy na dia vizana) [1.78]
|
|