Entry | hajambana (jamba) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana [1.1] | |
Explanations in French | La cécité, l'aveuglement [1.3] | |
Examples | hilatsaka amin' ny hajambana ny sasany amin' Israely, mandra-piditry ny hafenoan' ny jentily.
[2.996] | |
Vocabulary | Health | |
Synonyms | fahajambana | |
Updated on 2023/01/20 |