Entry | 1 hahiazana (hia) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany [1.1] |
Explanations in English |
4 leanness [1.7] |
Explanations in French |
5 maigreur [1.8] |
Anagrams | 6 hahiazana, ihahazana |
Updated on 2023/01/20 |