|
|
|
|

Entry1  hafitoana
Root  2  fito
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  Mandritra ny fito andro: Naharitra hafitoana ilay orana tamin' ny tapa-bolana
5  Halavam-potoana fito andro: Rehefa afaka ny hafitoana hiverina izahay [1.1]
Explanations in English  6  seven days. [1.2]
Explanations in French  7  sept jours [1.3]
Vocabulary  8  Time
Compound words 

Anagrams  10  fiatohana, fitahoana, hafitoana, tafahaino

Updated on 2023/01/20