Entry hafetsena (fetsy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahaizana, hakingana. [1.1]
Explanations in English Guile, cunning [1.7]
Explanations in French Ruse, artifice pour tromper [1.8]
Examples 
1Lalao madio tsy mba miaro hafetsena na fitadiavam-bola no ataonay. [2.445]
2dia nampangainy tamy ny Andriana ny harem-bahoaka lasany sy ny hafetsena nahazoany izany harena be izany. [2.293]
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/10/28