Entry | hafenoana (feno) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Toetran' ny zavatra (rano na voa) betsaka ka tonga hatramin' ny moron' ny toerana misy azy: Ny hafenoan' ny ro no nahatonga azy hitobaka. Matetika koa anefa ny hafenoana dia enti-milaza ny zavatra misy ny rano na ny voa izay tonga hatreny amin' ny molony: Ny hafenoan' ny tsangambaoa no nahatonga ny ro hitobaka Habetsahana (fihetseham-po): Mila tsy ho tanako ny sandriko hamely anao noho ny hafenoan' ny foko [1.1] | ||
Synonyms | hafeno ~ fahafenoana | ||
Compound words |
| ||
Updated on 2023/08/11 |
![]() |