|
|
|
|

Entry1  hafanana
Root  2  fana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Firehidrehitra, fangotrakotraka: Ny hafanan' ny afo no mahamasaka ny nahandro
5  Fanevokevoka, figaingaina: Mila tsy ho tanty ny hafanàn' ny andro amin' ny aty fahavaratra [1.1]
Explanations in English  6  Heat, sultriness. [1.2]
7  warmth, heat [1.7]
Explanations in French  8  chaleur [1.8]
Compound words 

Anagrams  13  anafahan, anahafan, fahanana, fanahana, fanahàna, hafanana, hanafana, nafahana, nahafana, nanafaha, nanahafa

Updated on 2023/02/26