Entry | 1 habokana (boka) |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Health |
Explanations in Malagasy |
4 Aretin-koditra avy amin' ny mikraoby iray manokana izay mahatonga toy ny atoditody eny amin' ny hoditra ka eo amin' ny tarehy no betsaka indrindra; vetivety dia miova ny endrik' ilay marary ka toa mivontovonto hafahafa. [1.1] 5 Jereo "Habokana (Aretin' i Hansen)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 191] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf] |
Explanations in English |
6 Leprosy [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
7 Lèpre [1.5, 1.6] 8 La lèpre [1.3, 1.8] |
Examples |
9 Saingy raha miempaka ny olona voan'ny habokana dia tsy harary azy izany. [1.581#] 10 Raha mateti-pitranga eo amin'ny toerana misy anao ny habokana dia ento ho zahana ilay zaza. [1.581#] |
Updated on 2023/02/17 |