Entry | 1 governora |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Politique |
Explanations in Malagasy |
4 Mpifehy ambony tamin' ny andro fahagasy taloha, mitovy amin' ny hoe komandy; tamin' ny andron' ny fanjanahan-tany, mpanao raharaham-panfakana nifehy nanarakaraka ny lehiben' ny distrika [1.1] |
Explanations in English |
5 a governor of a town or province [1.2] 6 a governor [1.7] |
Explanations in French |
7 gouverneur [1.3] 8 gouverneur [1.8] |
Examples |
9 Tera-menan' ny hatezeran' ny governora. [2.270#] 10 Tadiavin' ny governora i Manana, hoy izy. [2.472#] 11 Nony efa nifanantoka dia niteny ny governora. [2.366#] |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word governora |
Article |
13 Randzavola: governora ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2022/07/18 |