Entry | gisa | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Vorona anisan' ny lehibe amin' ny varana ompiana ka nahatonga ny anarany hoe Vorombe; efadrantsana miraikitra sy mitapelaka ny gisa ary fisa-bava lavalava; vorona tsara hena na dia somary sarotsaro-devonina ihany aza [1.1] | ||
Explanations in English | A goose [1.2] | ||
Explanations in French | Oie [1.54] | ||
Vocabulary | Zoology: birds | ||
Derivatives |
| ||
Origin | English: geese. | ||
Other spellings | gisy | ||
Analogs | vorombe | ||
Illustrations | |||
Updated on 2023/08/11 |