|
|
|
|

Entry 1  gehina
Root  2 geka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Terena, fehezina: Nogehiny tamin' ny hetra ny valahany ~ Geho tsara ireto entana ireto tsy hivaha
9 Giazana, tsy avala hivoaka: Geho ao an-trano ireto ankizy ireto
10 Terena hiasa: Nanao tiatia kilalao izay aho ka nogehin' i Dada roba hianatra [1.1]
Explanations in English  11 to be tied, to be bound, to be confined, to be forced, to be constrained [1.2]
Other spellings  12 gaihina
Combinations  13  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word gehina

Updated on 2026/04/22