|
|
|
|

Entry 1  galona
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Explanations in Malagasy  4 Ribà matevina misy tsorian-kofehy volamena na volafotsy apetaka amin' ny vozona na lohatanana na tratran' akanjo ho mari-pahamboniana sy voninahitra [1.1]
Explanations in English  5 gold or silver lace [1.2]
6 gold braid or marks of rank on uniforms [1.7]
Explanations in French  7 galon [1.3#194, 1.8]
Examples  8  Rakotra galona ny tratrany. [2.442#43]
9  Lopotra sy galona, ka tafaray samy soa. [2.558]
10  ary ny galona tsy azon'ny razanay, azonay [2.298#60]
11  Sao dia hatositosika ireo zanak' olona efa tia anao loatra, rehefa miravaka galona volamena ny sandrinao! [2.499#20]
Combinations  12  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word galona
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 angola, galòna, 15 Golana

Updated on 2026/04/21