Entry | gaboraraka | ||
Part of speech | adjective | ||
Explanations in Malagasy | (fiteny tsy mihaja) Enti-milaza zavatra na asa vita tsisy fitandremana, tsisy kitotony [1.1] | ||
Explanations in English | [ gabo-raraka ] Words spoken in a hurried manner. [1.2] | ||
Explanations in French | Fait sans soin, au hasard, (paroles) irréfléchies [1.3] | ||
Examples | Porofo mivaingana indrindra amin' izany ny gaboraraka manjaka hatraiza hatraiza.
[4.27] | ||
Elementary words | gaboka ; raraka | ||
Compound words |
| ||
Updated on 2023/07/26 |
![]() |