Entry fozalahy atakalo fozavavy
Elementary words fozalahy ; atakalo ; fozavavy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fombam-pitenenana fandre amin' ny kabary am-panambadiana ilazana fa toy ny nifanakalo zanaka ny ray aman-dreny roa tonta ka ilay zazalahy tonga isan' ny fianakavian-drazazavavy, ary ilay zazavavy tonga isan' ny fianakavian-drazazalahy [1.1]

Updated on 2023/07/22