Entry | 1 fongorana |
Root | 2 fongotra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Foanana hatramin' ny fakany, ravana tanteraka, taperina, ringanina: Tokony hofongorana ny toaka sy ny rongony fa manimba taranaka [1.1] |
Explanations in English |
5 to be exterminated, to be torn up by the roots, to be extirpated. [1.2] 6 to be completely destroyed [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on détruit complétement [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 fangorona, fongorana |
Updated on 2023/01/20 |