| Entry | 1 foinikana |
| Part of speech | 2 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny tompontany tany Foinika dia isan' ny firenena malaza indrindra hatramin' ny ela noho ny fahaizany manao sambo, sy ny fahasahiany handeha lavitra eny an-dranomasina handranto sy hitady tany vaovao ary haka ny vokatra avy any lavitra.
[1.38#337] |
| Vocabulary | 4 Geography: countries, people |
| Anagrams | 5 fikonaina, foinikana, 6 ifanakony |
| Updated on 2026/11/01 |
|