|
|
|
|

Entry 1  foforina
Root  2 fofotra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Hetsehina mba hamoaka rivotra hitsoka afo: Tsy mbola azo foforina ny tafoforana
9 Hafanaina: Efa nofoforinao tsara ve ny vy?
10 Ampiasaina tsara: Tsy nofoforinao loatra ireto mpianatra ireto ka eo ho eo ihany ny fahaizany
11 Asiana, velezina: Nofoforiny tamin' ny tehina ny zanany [1.1]
Explanations in English  12 to be blown by bellows, as the fire, etc. [1.2]
Explanations in French  13 qu'on agite pour souffler, qu'on chauffe: Tsy mbola azony foforina ny tafoforana (Il ne peut pas encore faire mouvoir le soufflet) ~ Tsy mbola no foforina tsara ny vy (Le fer n'a pas encore été bien chauffé)
14 qu'on active: Tokony nofoforinao kely ireo mpiasa ireo (Il vous faut activer un peu ces travailleurs)
15 à qui on donne un coup: Nofoforiny tamy ny tohina izy (Il lui a donné un coup de canne) [1.3]

Anagrams  16 fiforona, foforina

Updated on 2026/04/19