Entry | 1 fizokiana |
Root | 2 zoky |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Tombin' ny maha-zoky [1.1] |
Examples |
5 Izato no toetra ka mba miady fizokiana! [2.69#] 6 Ireo no tompon' ny fizokiana sy ny zo aman' adidy momba izany. [2.508#] |
Synonyms | 7 fahazokiana |
Article |
8 Randzavola: fizokiana ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 9 fikizoana, fikoizana, fizokiana |
Updated on 2023/01/05 |