|
|
|
|

Entry1  fizahozahoana (izahozaho)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fiheverana ny tena ho zavatra, ka ny tena foana no tenenina [1.1]
Explanations in French  4  L'action de parler de soi, de se mettre en avant, en relief. [1.3#287]
5  Action de se mettre en avant, prétention. [1.5]
Examples  6  hitako fa tsy eo amin' ny hetraketraka sy ny fizahozahoana no akany misy ny fitiavana fa etsy amin'ny fahamavomavoana sy ny fandeferana. [2.895#]
7  fizahozahoana sy fihetraketrahana ao amin'ny ankilany ary tahotahotra sy fandefideferana eo amin'ny andaniny no tsy maintsy nateraky ny fiaraha-miaina toy izany. [2.503#]

Anagrams  8  fihazohazoana, fizahozahoana

Updated on 2023/01/22