|
|
|
|

Entry1  fizaha
Root  2  zaha
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mizaha na mandeha hijery; mitady
Explanations in French  5  [1.3] Ce qu’on peut regarder, manière de regarder
Examples  6  indraindray raha natao ho fizaha noho ny fanaratsiana sy ny fampahoriana ianareo, ary indraindray koa raha tonga naman' izay azon' izany. [2.996]

Anagrams  7 

Updated on 2025/01/21