Entry (1/2) | 1 fivoasana |
Root | 2 vofy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanesorana ny hoditra (voankazo, ovy,..) [1.1] |
Explanations in French |
5 l'action d'éplucher, d'enlever l'écorce, la peau, l'enveloppe, le moyen, le mofif [1.3#846] 6 action d'éplucher, d'enlever l'écorce [1.196] |
Synonyms | 7 famoasana#mg.n |
Entry (2/2) | 8 fivoasana |
Root | 9 vofy |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 Fanazavana: Fivoasana tanin' ny Soratra Masina 12 Fitsikerana: Fivoasana lahatsoratra [1.1] |
Explanations in French |
13 l'action d'expliquer, le moyen, le mofif [1.3#846] |
Examples |
14 Nofaranan' ny misionera ny fivoasana tamin' ny teny hoe: -Mpiady tsy nahalala tahotra i Davida! [2.270#69] 15 Iny takariva iny dia nitangorona teo amoron' ny afon-dasy lehibe ny vatan-dehilahy rehetra ary nanao fanitaran-tsaina tamin' ny fivoasana ohabolana sy tantara madinidinika samy niainany avy. [2.643#123] |
Synonyms | 16 famoasana#mg.n.2 |
Anagrams | 17 fiavosana, fisavoana, fivoasana, voafisana |
Updated on 2020/07/31 |