Entry | fivimbinana (vimbina) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fitondrana zavatra amin' ny tanana: Tsy misy mahamenatra ny fivimbinana an' io kitapo io Fiarovana, fitahiana: Ny fivimbinan' Andriamanitra anie homba anao [1.1] | |
Updated on 2023/01/05 |