Entry | 1 fividy |
Root | 2 vidy |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mividy 5 Azo vidina [1.1] |
Examples |
6 ary vola avy aty antanana no ampidinina hataony fividy hanina; [2.59#] 7 Raha vinanto tsara fividy ka mitondra ny matomperiny ary mivimbina ny trafony dia tsy mba vinanto fa isan-janaka indrindra. [2.436#] |
Updated on 2023/04/14 |