Entry | 1 fividianana |
Root | 2 vidy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fandoavana vola atao takalon-javatra: Teo am-pividianana mofo no nahitako an-dRabe [1.1] |
Explanations in English |
5 the act of buying [1.7] |
Explanations in French |
6 l'action d'acheter, le lieu, la cause, le prix [1.3#832] 7 action d'acheter, achat [1.8] |
Examples |
8 na fanaramana tsotra no azo atao amin' ny tany, fa tsy nisy fividianana. [2.366#] 9 Nisy fividianana trosa natao, mbola nanaovana fividianana trosa fanindroany, ka nahatonga fananan-karena voarara. [4.27#] |
Vocabulary |
10 Economy: trade |
Compound words |
|
Updated on 2023/08/17 |