|
|
|
|

Entry1  fiverenana (verina)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fodiana: Tsy mbola fantatra ny fiverenako fa hendre tsara ambara-pahatongako
4  Fahatongavana indray amin' ny nialana: Mandalo tsy misy fiverenana intsony ny andro
5  Fitsingerenana, fiherenana: Fiverenan' ny lohataona izao
6  Andalan-tononkira izay averina isaky ny avy mihira ny andininy tsirairay: Mailamailaka kokoa ny fiverenana noho ny andininy [1.1]

Updated on 2023/01/05